Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Toko faha-18

15 Ary raha diso taminao ny rahalahinao, dia manatòna azy; ka rahefa mitokana hianareo, dia asehoy azy ny hadisoany. Raha mihaino anao izy, dia efa azonao ny rahalahinao;

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0558