Evanjely Masin'i Jeso-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Matio toko 18. 17
17 Raha tsy mihaino azy ireo izy, dia ambarao amin'ny Eglizy; ary raha tsy mihaino ny Eglizy koa, dia ataovinao tahaka ny jentily sy ny poblikàna.