Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Toko faha-19

13 Tamin'izay dia nisy zazakely maromaro nentina teo aminy, mba hametrahany tànana sy hivavahany ho azy; fa noraran'ny mpianany mafy ireo.

14 Ka hoy Jesoa taminy: Avelao ny zaza, ary aza rarana tsy hanatona ahy; fa an'ny tahaka azy ny fanjakan'ny lanitra. 15 Ary rahefa nametra-tànana tamin'izy ireo izy, dia nizo-dàlana indray.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1088