Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Matio toko 19, 1
Tsy azo ravana ny fanambadiana - Ny amin'ny fahavirjiniana - Ny zazakely entina amin'i Jesoa - Ilay zatovo mpanan-karena - Izay ho valin'ny fahafoizan-karena.

       1Rahefa avy niteny izany Jesoa, dia niala tao Galilea ka tonga teny an-tsisin'i Jodea, andafin'i Jordany. >