Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Matio toko 19, 13-15,

       <13Tamin'izay dia nisy zazakely maromaro nentina teo aminy, mba hametrahany tànana sy hivavahany ho azy; fa noraran'ny mpianany mafy ireo. 14Ka hoy Jesoa taminy: Avelao ny zaza, ary aza rarana tsy hanatona ahy; fa an'ny tahaka azy ny fanjakan'ny lanitra. 15Ary rahefa nametra-tànana tamin'izy ireo izy, dia nizo-dàlana indray. >