Evanjely Masin'i Jeso-kristy Nosoratan'i Md. Matio
Matio toko 5. 3-6
3 Sambatra ny mahantra am-panahy, fa azy ny fanjakan'ny lanitra.
4 Sambatra ny malemy fanahy, fa izy no handova ny tany.
5 Sambatra izay mitomany, fa halàna alahelo.
6 Sambatra izay noana sy mangetaheta ny fahamarinana, fa ho voky izy.