Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Toko faha-7

22 Amin'izany andro izany, maro no hanao amiko hoe: Tompo, Tompo, moa tsy naminany tamin'ny anaranao va izahay, ary moa tsy nandroaka demony tamin'ny anaranao va izahay, moa tsy efa nanao fahagagana tamin'ny anaranao va izahay?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2219