Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Toko faha-7

22 Amin'izany andro izany, maro no hanao amiko hoe: Tompo, Tompo, moa tsy naminany tamin'ny anaranao va izahay, ary moa tsy nandroaka demony tamin'ny anaranao va izahay, moa tsy efa nanao fahagagana tamin'ny anaranao va izahay? 23 Ary amin'izany dia holazaiko miharihary aminy hoe: Tsy fantatro akory hianareo na oviana na oviana; mialĂ  amiko hianareo mpanao ratsy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343