Baiboly Katolika Malagasy
boxlefttop
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Momba ny takelaka
Mpandrindra
Baiboly
Hamaky baiboly
Ny boky rehetra
Karoka
Fampiasana ny takelaka
Fifampizarana
Logos
Webmasters
boxleft
Boky rehetra
>
Matio
>
Toko 8
Evanjely Masin'i Jeso-kristy Nosoratan'i Md. Matio
Matio toko 8. 8
8
Fa namaly ilay kapiteny nanao hoe: Tompoko, tsy mba mendrika hidiranao ao ambanin'ny tafon-tranoko aho, fa manonòna teny iray ihany, dia ho sitrana ny ankizilahiko.