Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Mikea

Mikea toko 5, 6

       <6Ary ny sisa amin'i Jakoba, any amin'ny firenena maro,
ho toy ny ando avy amin'ny Tompo,
toy ny orana mipitipitika milatsaka amin'ny ahi-maitso;
izy tsy miandry izay olona akory,
na matoky ny zanak'olombelona. >