Bokin'ny Mpitsara

Toko faha-6

10 Hoy aho taminareo: Izaho no Iaveh Andriamanitrareo; aza matahotra ny andriamanitry ny Amoreana, izay onenanareo ny taniny. Kanjo tsy nihaino ny feoko hianareo.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0636