Bokin'ny Mpitsara

Toko faha-6

25 Alin'iny ihany, dia hoy Iaveh tamin'i Jedeona: Alao ny vantotr'ombalahin-drainao, ny ombalahy faharoa, ilay efa fito taona. Ravao ny otelin'i Baala izay an-drainao, ary kapao ny Aserah eo anilany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.123