Epistola Voalohan'i Md. Piera

Piera I toko 2. 9
9 Fa hianareo kosa dia taranaka voafidy, vahoaka navotana, mba hitorianareo ny hatsaran'ilay niantso anareo hiala tamin'ny aizina, ho amin'ny fahazavany mahagaga: