Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Romana

Toko faha-12

1 Koa mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny famindram-pon'Andriamanitra, samia re manolotra ny tenanareo amin'izy Tompo, ho sorona velona, masina, ankasitrahany; fa izany no fanompoam-panahy mety hataonareo aminy.

2 Ary aza manaraka an'izao tontolo izao, fa miovĂ  amin'ny fanavaozan'ny Fanahy, mba hahafantaranareo ny sitra-pon'Andriamanitra, izay sady soa sy ankasitrahany no lavorary.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727