Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Romana

Toko faha-12

8 itsy kosa ny fanomezana hananatra, dia aoka izy hananatra; ny iray mizara, ka aoka hanao izany amim-pahatsorana; ny iray kosa manapaka, ka aoka hanefa izany amim-pahazotoana, ary ny hafa koa manao asa fiantrana, dia aoka hanatanteraka izany an-kafaliana. 9 Aza asiana fihatsarambelatsihy ny fitiava-namana: mankahalà ny ratsy, ary miraiketa amin'ny tsara.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0682