Taratasin'i Md. Paoly Ho An'ny Romana
Toko faha-14
7
Fa tsy misy velona ho azy isika rehetra, na misy maty ho azy;
8
fa velona isika, velona ho an'ny Tompo; maty koa, maty ho an'ny Tompo. Koa amin'izany, na velona na maty isika, dia ho an'ny Tompo ihany.
9
Satria ny Kristy no maty sy velona indray, dia ny mba haha-Tompon'ny maty sy ny velona azy.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0323