Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Romana
Romana toko 5. 20
20 Ny Lalàna dia nisisika nahabe ny fahadisoana; nefa tao amin'izay nahabe ny fahadisoana indrindra no nihoaran'ny fahasoavana ho ambony lavitra, mba ho tahaka ny nanjakan'ny fahotana hahafaty no hanjakan'ny fahasoavana amin'ny fahamarinana hahavelona mandrakizay kosa, amin'ny alalan'i Jeso-Kristy Tompontsika.