Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Romana

Romana toko 8. 24
24 Fa vao amin'ny fanantenana fotsiny no nahavoavonjy antsika. Ary ny mahita izay antenaina, dia tsy mba manantena intsony, fa efa hitany ka ahoana indray no hanantenany?