Ny Salamo
Toko faha-100
2 Manompoa an'ny Tompo amin-kafaliana, mankanesa eo anatrehany amim-piravoravoana.3 Fantaro fa Andriamanitra, Iaveh; izy no nanao antsika, ka azy isika, vahoakany sy andian'ondriny amin'ny tanim-bilony.
5 Fa tsara Iaveh, mandrakizay ny famindram-pony, ary maharitra amin'ny taona mifandimby ny fahamarinany.