Ny Salamo

Toko faha-106

3 Sambatra izay mitandrina ny lalàna, ka manaraka ny rariny mandrakariva!

4 Ry Iaveh ô, tsarovy aho amin'ny hatsaram-ponao amin'ny vahoakanao, vangio amin'ny famonjenao aho,

35 Fa niharo tamin'ny firenena izy, nianatra ny asan'ireny.

36 Nanompo ny sampin'ireny, izay tonga fandrika ho azy.

37 Nataony sorona ho an'ny demony, ny zanany lahy aman-janany vavy.

40 Dia nirehitra tamin'ny vahoakany ny fahatezeran'ny Tompo, ary tonga tsy tiany mainty ny lovany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309