Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 115, 1
Ny herin'Iaveh, sy ny mahazava-poana ny sampy - Ny fitokian'Israely ny Andriamaniny.

       1Tsy izahay, ry Iaveh, tsy izahay,
fa ny anaranao no omeo ny voninahitra,
noho ny famindram-ponao, sy noho ny fahamarinanao. >