Ny Salamo

Toko faha-116

12 Inona no havaliko an'ny Tompo, noho ny soa rehetra nataony tamiko?

13 Hanainga ny kopin'ny famonjena aho, ka hiantso ny anaran'ny Tompo.

17 Hanatitra ny sorom-pisaorana aminao aho, ary hiantso ny anaran'ny Tompo.

18 hanefa ny voadiko tamin'ny Tompo aho, eo anatrehan'ny vahoakany rehetra,

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0355