Ny Salamo
Toko faha-116
12 Inona no havaliko an'ny Tompo, noho ny soa rehetra nataony tamiko?13 Hanainga ny kopin'ny famonjena aho, ka hiantso ny anaran'ny Tompo.
15 Zava-tsarobidy eo imason'ny Tompo ny fahafatesan'ny mpino azy.
16 - Endrey! ry Iaveh รด, satria mpanomponao aho; mpanomponao, zanaky ny ankizivavinao, ka dia novahanao ny fatorako.
17 Hanatitra ny sorom-pisaorana aminao aho, ary hiantso ny anaran'ny Tompo.
18 hanefa ny voadiko tamin'ny Tompo aho, eo anatrehan'ny vahoakany rehetra,