Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 118, 2-4

       <2Aoka Israely hilaza hoe:
Eny, mandrakizay ny famindram-pony!
       3Aoka ny taranak'i Aarona hilaza hoe:
Eny, mandrakizay ny famindram-pony!
       4Aoka izay matahotra an'ny Tompo hilaza hoe:
Eny, mandrakizay ny famindram-pony! >