Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 119, 29.72.89.101.104.163

       <29Halaviro ny làlan'ny lainga aho,
fa omeo ahy ny soa ao amin'ny lalànao.
       72Ny lalàna naloaky ny vavanao no tsara ho ahy;
mihoatra noho ny volamena sy volafotsy miavosa.
       89LAMED
Iaveh ô, ny teninao,
miorina mandrakizay any an-danitra.
       101Hazoniko lavitra ny làlan-dratsy rehetra ny tongotro,
mba hitandremako ny teninao.
       104Ny didinao dia ahatongavako ho manan-tsaina;
noho izany dia mankahala ny làlan'ny fitaka rehetra aho.
       163Halako, mahatsiravina ahy ny lainga;
tia ny lalànao aho. >