Ny Salamo
Toko faha-123
1 Fihirana fiakarana. Miandrandra anao ny masoko, dia hianao izay mitoetra any an-danitra.2 Toy ny ibanjinan'ny mason'ny ankizilahy ny tànan'ny tompolahiny, sy ny mason'ny ankizivavy ny tànan'ny tompovaviny, no ibanjinan'ny masontsika an'ny Tompo Andriamanitsika, mandra-pamindra fony amintsika.
