Ny Salamo
Toko faha-124
1 Fihirana fiakarana. Nataon'i Davida. Raha tsy nomba antsika Iaveh, - aoka Israely hitory izany, -2 raha tsy nomba antsika Iaveh, fony nitsangan-kamely antsika ny olona...
3 ho nateliny velona mihitsy isika, raha nirehitra tamintsika ny fahatezerany;