Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 124, 1-3
Hira fisaorana.

       1Fihirana fiakarana. Nataon'i Davida.
Raha tsy nomba antsika Iaveh,
- aoka Israely hitory izany, -
       2raha tsy nomba antsika Iaveh,
fony nitsangan-kamely antsika ny olona...
       3ho nateliny velona mihitsy isika,
raha nirehitra tamintsika ny fahatezerany; >