Ny Salamo
Toko faha-145
8 HETH Mamindra fo sy miantra Iaveh, ary mahari-po sy feno hatsaram-po.9 TETH Tsara fo amin'ny olona rehetra Iaveh, ary mihatra amin'ny zava-boahariny rehetra ny famindram-pony.
9 TETH Tsara fo amin'ny olona rehetra Iaveh, ary mihatra amin'ny zava-boahariny rehetra ny famindram-pony.