Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 147, 1-2
Fiderana an'Iaveh fa ny heriny amam-pamindram-pony miharihary amin'ny zavatra rehetra sy ny tantaran'Israely.

       1Aleloia!
MiderĂ  an'ny Tompo,
fa tsara ny mankalaza ny Andriamanitsika,
fa mamy sy mendrika ny midera azy.
       2Manangana an'i Jerosalema indray Iaveh,
angoniny ireo tafaely avy tamin'Israely. >