Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 16, 1-2a
Hasambaran'ny marina izay nifidy an'Andriamanitra ho anjarany.

       1Hiran'i Davida.

Ambeno aho, ry Andriamanitra ô, fa mifefy aminao aho.
       2Hoy aho amin'ny Tompo: Tompoko hianao,
hianao irery no fananako. >