Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 17, 1
Fangatahan'ny olo-marina ho afaka amin'ny fahavalony.

       1Fivavak'i Davida.

Ry Iaveh ô, mandrenesa ny rariny,
henoy ny fitarainako;
atongilano ny sofinao amin'ny fivavahako,
izay tsy aloaky ny molotra misy fitaka. >