Ny Salamo
Toko faha-18
31 Andriamanitra... lavorary ny làlany; azo antoka ny tenin'ny Tompo, ampinga izy ho an'izay rehetra mifefy aminy.47 Ho velona anie Iaveh, ary hisaorana anie ny vatolampiko! Hankalazaina anie ny Andriamanitry ny famonjeko,
50 Noho izany dia hidera anao aho, ry Iaveh, eo amin'ny firenena, hihira ho an'ny voninahitry ny anaranao aho.
51 Manao famonjena mahagaga ho an'ny mpanjaka voatendriny izy, mamindra fo amin'izay voahosony izy, dia amin'i Davida sy ny taranany mandrakizay.
