Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 18, 2-4

       <2Tiako hianao, ry Iaveh heriko!
       3Iaveh, haram-batoko, mandako, mpanafaka ahy,
Andriamanitro, vatolampiko izay hahitako fialofana,
ampingako, tandro-pamonjena ahy, trano mimandako!
       4Niantso an'izay mendrika hoderaina, an'ny Tompo, aho,
dia voavonjy tamin'ny fahavaloko. >