Ny Salamo
Toko faha-2
7 Hamoaka ny didy aho: Iaveh nilaza tamiko hoe: Zanako hianao, niteraka anao aho ankehitriny.8 Mangataha dia homeko ho lovanao ny firenena, ho fanjakanao, ny vazan-tany efatra.
10 Koa ankehitriny mba hendry hianareo mpanjaka; minoa anatra hianareo mpitsaran'ny tany.
11 Manompoa an'ny Tompo amim-pahatahorana, mientàn-kafaliana amim-pangovitana.