Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 21, 2-3

       <2Ry Iaveh, mifaly amin'ny herinao ny mpanjaka;
endrey ny haben'ny firavoravoany amin'ny famonjenao!
       3Nomenao azy izay nirin'ny fony,
tsy nolavinao izay nangatahin'ny molony. - SelĂ . >