Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 3, 2-3

       <2Ry Iaveh ô, akory izato hamaroan'ny fahavaloko!
Endrey ity habetsahan'ireo mitsangan-kamely ahy!
       3Maro ny milaza ny amiko manao hoe:
Tsy misy famonjena ho azy intsony eo amin'Andriamanitra! - Selà. >