Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 32, 1-2
Ny hasambaran'izay voavela heloka.

       1Nataon'i Davida. Fisaintsainana masina.
Sambatra izay voaesotra ny helony,
sy voavela ny fahotany.
       2Sambatra ny olona tsy t├ánan'ny Tompo heloka,
izay tsy misy fitaka ny fanahiny. >