Ny Salamo
Toko faha-33
12 Sambatra ny firenena manana an'ny Tompo ho Andriamaniny; sambatra ny vahoaka nofidiny ho lovany!13 Mijery Iaveh eny an-danitra; mahita ny zanak'olombelona rehetra izy;
18 Ny mason'ny Tompo mitsinjo izay matahotra azy, dia ireo manantena ny hatsaram-pony,
19 mba hanafaka ny fanahiny amin'ny fahafatesana, sy hamelona azy amin'ny andro mosarena.
20 Miandry an'ny Tompo amim-pitokiana ny fanahintsika; famonjena antsika sy ampingantsika izy;
22 Iaveh รด, ho aminay anie ny fahasoavanao, araka ny anantenanay anao!