Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 33, 1
Fiderana an'Iaveh mpanohana izay miraiki-po aminy.

       1Mifalia ao amin'ny Tompo hianareo, ry olo-marina;
fa ny midera no fanao mendrika ny olo-mahitsy. >