Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 33, 4-5

       <4Fa mahitsy ny tenin'ny Tompo,
ary tanteraka tsy misy tomika ny asany rehetra.
       5Tia ny rariny sy ny hitsiny izy;
henika ny hatsaram-pon'ny Tompo ny tany. >