Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 40, 11

       <11Tsy hotanako miafina ato am-poko ny fahamarinanao:
hitory ny tsy fivadihanao amam-pamonjenao aho,
ary tsy hangina manafina ny hatsaram-ponao amam-pahamarinanao, eo amin'ny fivorian-dehibe. >