Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 40, 2,3,4,18,

       <2Iaveh no nametrahako ny fanantenako rehetra;
nitongilana tamiko izy, nihaino ny fitarainako.
       3Notsoahany tamin'ny lavaka fahaverezana aho,
sy tamin'ny fotaka mandrevo;
najorony tamin'ny vatolampy ny tongotro,
nataony matotra ny diako.
       4nanisy fihiram-baovao teo am-bavako izy,
hira fiderana ny Andriamanitsika;
maro no mahita izany ka manaja an'ny Tompo, sy matoky azy.
       18Ory sy mahantra aho;
fa ny Tompo no hiahy ahy.
Hianao no vonjiko sy mpanafaka ahy:
ka aza ela, ry Andriamanitro รด! >