Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 42, 2-3,43

       <2Toy ny anirian'ny serfa ny loharano
no anirian'ny fanahiko anao, Andriamanitra ô!
       3Mangetaheta an'Andriamanitra ny fanahiko, dia Andriamanitra velona:
rahoviana aho no handeha ka hiseho tsy an-kijanona eo anatrehan'ny tavan'Andriamanitra? >