Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 45, 10,11,12,16,

       <10Zanakavavin'Andriamanjaka no isan'ny malalanao;
ny mpanjakavavy miravaka volamenan'i Ofira no eo ankavananao.
       11Henoy, anaka, jereo ary mampandria sofina:
hadinoy ny firenenao aman-tranon-drainao,
       12dia ho raiki-pitia ny hatsaran-tarehinao ny mpanjaka
fa tomponao izy; ka tolory fanajana.
       16Ampandrosoina amim-pifaliana sy firavoravoana izy ireo,
dia miditra ao an-dapan'ny mpanjaka. >