Ny Salamo
Toko faha-50
1 Salamon'i Asafa. Miteny Andriamanitra, Elohima, Iaveh, manainga ny tany, hatramin'ny fiposahan'ny masoandro, ka hatramin'ny filentehany.2 Avy ao Siona, fahatsaran-tarehy lavorary, no amirapiratan'Andriamanitra.
2 Avy ao Siona, fahatsaran-tarehy lavorary, no amirapiratan'Andriamanitra.