Ny Salamo
Toko faha-51
3 Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko, araka ny fiantranao; vonoy ny hadisoako, araka ny haben'ny famindram-ponao.4 Sasao tanteraka aho amin'ny heloko, ary diovy aho amin'ny fahotako.
4 Sasao tanteraka aho amin'ny heloko, ary diovy aho amin'ny fahotako.