Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 5, 5-6,7,8,

       <5Fa hianao tsy mba Andriamanitra mankasitraka ny ratsy;
ny mpanota tsy afaka hiara-kitoetra aminao.
       6Ny adala tsy mety haharitra eo imasonao;
ny mpanao ratsy halanao avokoa.
       7Ny mpiteny lainga aringanao;
ny mpandatsa-dra amam-pamitaka, halan'ny Tompo.
       8Ary ny amiko, noho ny famindram-ponao lehibe,
dia handeha ho ao an-tranonao aho;
hiankohoka manatrika ny tempolinao masina amim-pahatahorana anao aho. >