Ny Salamo
Toko faha-67
2 Hanambina sy hitahy antsika anie Andriamanitra! hampamirapiratra ny tavany amintsika anie izy! - Selà.3 mba ho fantatra ety ambonin'ny tany ny làlanao, ary amin'ny firenena rehetra, ny famonjenao!
5 Aoka hirobiroby ny firenena sy hisomebin-kafaliana, fa mitsara ny vahoaka amim-pahitsiana hianao sy mitondra ny firenena ambonin'ny tany.
6 Hidera anao anie ny firenena, ry Andriamanitra, hidera anao anie ny firenena rehetra!
8 Hotahian'Andriamanitra anie isika! ary hanaja azy anie ny vazan-tany rehetra!