Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 68, 10-11,20-21,

       <10Ry Andriamanitra ô, nandrotsaka oram-pahasoavana hianao;
trotraka ny lovanao, dia nomenao aina indray.
       11Nandefa biby hianao, ka nirotsaka tao izy ireo.
Noho ny hatsaram-ponao dia nanomananao hanina ny ory.
       20Isaorana anie ny Tompo;
mitondra ny entantsika isan'andro izy;
Andriamanitra mamonjy antsika izy. - Selà.
       21Andriamanitra no Andriamanitry ny famonjena ho antsika;
Iaveh Tompo dia mahafaka amin'ny fahafatesana. >